Teny iditra fitopatopa (topatopa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitopatopa; fihetsiketsika, fihevingevina, fanonja: Ny fitopatopan' ny ranomasina [Rajemisa 1985]

2009/02/23