Teny iditra fitopazana (topy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra: Ny fitopazan' ny masony fotsiny teny amiko dia ampy nankahery ahy [Rajemisa 1985]

2009/02/23