|
|
|
|

Teny iditra1  fitopazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  topy
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra: Ny fitopazan' ny masony fotsiny teny amiko dia ampy nankahery ahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29