|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fitoraka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitoraka: Ihomehezan' ny ankizy ny fitorak' io kavia io
Azo torahana: Misy vorona tsy fitoraka, hono
Fototeny  4  toraka

Teny iditra (2/4)5  fitoraka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] charm put on the horns of a fighting bull to ensure victory.
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.196] (de toraka : action de lancer quelque chose). Amulette qu'on accrochait aux cornes d'un taureau de combat. Elle était censée lui donner de l'élan. [Merina]
9  [Betsileo]
Voambolana  10  Fivavahana, finoana
Fototeny  11  toraka

Teny iditra (3/4)12  fitoraka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] a gouge used in making canoes
Voambolana  15  Fitaovam-piasana
Fototeny  16  toraka

Teny iditra (4/4)17  fitoraka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Taimoro] tehin-dakana, firombaka hazandrano
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.2] In the provinces it means a spear.
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.13] projectile
Fototeny  22  toraka

Fivaditsoratra  23  akotrifa, atrifako, faktiora, faritako, firotaka, fitaroka, fitoraka, fitroaka, fotriaka, tafariko

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02