|
|
|
|

Teny iditra1  fitoreo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomban' ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon' izany vorona izany
Fototeny  4  toreo

Fivaditsoratra  5  fitoreo, iforeto, ifotero

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21