Teny iditra (1/4) | 1 fitoriana |
Fototeny | 2 tory |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1] |
Teny iditra (2/4) | 5 fitoriana |
Fototeny | 6 tory |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1] |
Teny iditra (3/4) | 9 fitoriana |
Fototeny | 10 tory |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1] |
Teny iditra (4/4) | 13 fitoriana |
Fototeny | 14 tory |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 an accusation [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3] 19 accusation [1.8] |
Fivaditsoratra | 20 firiotana, fitoriana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |