Teny iditra fitorohana (toroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] fiampangana [Rakotosaona 1972]
 Fanendrikendrehana amin' ny zavatra tsy natao, fiampangana tsy marina: Tsy avelako ianao amin' ny fitorohanao ahy ho naka ny firavakao [Rajemisa 1985]

2009/02/23