Teny iditra fitoroka (toroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona [Rakotosaona 1972]
 Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations [Abinal 1888]

Teny iditra fitoroka (toroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits [Abinal 1888]
 chevron [SLP 1986]
Voambolana 

2016/03/07