Teny iditra fitory (tory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitory (tory)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo torina [Rajemisa 1985]

2009/02/23