Teny iditra | 1 fitory |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra Azo torina |
Ohatra |
4 [2.356#] Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny. |
Fototeny | 5 tory |
Fivaditsoratra | 6 fitory, foitry, tifiro, tofiri |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |