Teny iditra fitosiana (tosy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny [Rajemisa 1985]

2009/02/23