Teny iditra | 1 fitosiana |
Fototeny | 2 tosy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny |
Fivaditsoratra | 5 afotsinay, fitosiana, fotsianay, itsofanay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |