Teny iditra fitosy (tosy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitosy, izany hoe manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana amin' ny olona ifampiresahana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31