|
|
|
|

Teny iditra1  fitosy
Fototeny  2  tosy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitosy, izany hoe manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana amin' ny olona ifampiresahana

Fivaditsoratra  5  fitosy, itsofy, tsiofi, tsiofy, tsy foy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20