Teny iditra fitotototoana (totototo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitotototo

2009/02/23