Teny iditra fitoty (toty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitoty, izany hoe mitandrina, mikajy, mikolokolo
Zavatra fitandrina, fikajy, fikolokolo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05