Teny iditra fitrabaka (trabaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitrabaka, na milentika, mitsofoka ao anaty nofo na zava-malemy hafa [Rajemisa 1985]

2009/02/23