Teny iditra fitraka (traka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso [Rajemisa 1985]

2009/02/23