Teny iditra fitrandrahana (trandraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
¶ Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay exploitation [SLP 1986]
Ohatra fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [http://www.youtube.com/watch?v=D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31