|
|
|
|

Teny iditra1  fitrandrahana
Fototeny  2  trandraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] exploitation
Ohatra  6  D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded=fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20