Teny iditra fitrandraka (trandraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitrandraka, izany hoe miasa tany amin' ny angady, mihady tany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitrandraka (trandraka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo trandrahina [Rajemisa 1985]

2009/02/23