Teny iditra | fitrangana (tranga) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | fanatringa, fitrangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |