| Teny iditra | 1 fitrangana |
| Fototeny | 2 tranga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
5 Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay 6 Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 fanatringa, fitrangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|