Teny iditra fitranitrany (tranitrany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [Rajemisa 1985]

2009/02/23