Teny iditra fitrebehana (trebika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filentehan' (ny zava-maranitra ao anatin' ny zavatra tsindronina): Ny fitrebehan' ny lefon' ny mpihaza ao anaty kibon' ny lambo [Rajemisa 1985]

2009/02/23