Teny iditra fitrebika (trebika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitrebika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (teny tranainy) Fanjaitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitrebika (trebika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A fork, a prong. See firombaka, forisety. [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/09/28