Teny iditra (1/3) | 1 fitrebika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) |
Fototeny | 4 trebika |
Teny iditra (2/3) | 5 fitrebika |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fanjaitra |
Teny iditra (3/3) | 8 fitrebika |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] A fork, a prong. See firombaka, forisety. |
Voambolana |
12 Fitaovam-piasana |
Fototeny | 13 trebika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |