Teny iditra fitrena (trena)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiman' ny omby: Ny fitrenan' ny omby
¶ Fifofofofon' ny riaka
¶ Fanaovana feo mampitahotra eo am-pahatezerana: Raiki-tahotra Ikoto nandreny fitrenan-drainy tezitra [Rajemisa 1985]

2009/02/23