Teny iditra fitrerona (trerona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitrerona, izany hoe manao feo mampitahotra: Mangovitra Isambilo mandre ny fitreron' i dadany [Rajemisa 1985]

2009/02/23