Teny iditra fitresahana (tresaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahavakisana saika misasaka, fitsefahana, fiverahana: Ny fitresahan' ny vatolampy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fission. [Voambolana: Fizìka] [SLP 1986]

2009/11/06