Teny iditra | 1 fitriarana |
Fototeny | 2 triatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Faharovitana, fahatatahana, fitsefahana: Hatrany ambony ka hatrany ambany ny fitriaran' ny akanjony |
Fivaditsoratra | 5 fanaritray, fitararany, fitriarana, ifatrarany, nafaritray, narafitray, narifatray |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |