Teny iditra fitrifana (trifana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala [Rajemisa 1985]

2009/02/23