|
|
|
|

Teny iditra1  fitrifana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala
Fototeny  4  trifana

Fivaditsoratra  5  fanifitra, fitrifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21