Teny iditra fitringitringy (tringitringy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitringitringy, izany hoe mivohitra matsilotsilo [Rajemisa 1985]

2009/02/23