Teny iditra fitritratritrana (tritratritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipelipelehana sy fitsambikimbikinana manakotaba ny sasany: Tsy tohako ny fitritratritran' itỳ zaza itỳ fa roahy any io [Rajemisa 1985]

2009/02/23