Teny iditra fitronana (trona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa
¶ Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho [Rajemisa 1985]

2009/02/23