|
|
|
|

Teny iditra1  fitronana
Fototeny  2  trona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa
Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho

Fivaditsoratra  5  fanonitra, fiantrano, fitronana, nanifotra, nifatoran, nofantari, nofaritan, notarafin

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05