Teny iditra | 1 fitrongy |
Fototeny | 2 trongy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera... |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |