|
|
|
|

Teny iditra1  fitrosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitrosa, izany hoe mividy zavatra ka tsy mandoa ny vidiny eo no ho eo fa mangataka andro
Fototeny  4  trosa

Fivaditsoratra  5  afositr, faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21