Teny iditra | 1 fitrosana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" |
Fototeny | 4 trosa |
Fivaditsoratra | 5 faritsona, fitrosana, fitsorana, nafositra, nasafotry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |