Teny iditra fitrosina (trosina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mitrosina, izany hoe mianjera miantoraka any anoloana, na mangataka miambezo, na mikohaka izaitsizy, toetran' ny zavatra mikoa, mihotsaka [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05