Teny iditra | 1 fitrosina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona mitrosina, izany hoe mianjera miantoraka any anoloana, na mangataka miambezo, na mikohaka izaitsizy, toetran' ny zavatra mikoa, mihotsaka |
Fototeny | 4 trosina |
Fivaditsoratra | 5 fitrosina, nafositry, nifositra, nisifotra, nofy ratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |