|
|
|
|

Teny iditra1  fitsaboaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tsaboaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny rano mitsaboaka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa torahana na anipazam-bato

Fivaditsoratra  5  abafotsika, abofatsika, fitsaboaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29