|
|
|
|

Teny iditra1  fitsaboana
Fototeny  2  tsabo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] medical care and nursing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] soins médicaux
Ohatra  7  Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [2.113#75]
8  Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285#89]
Voambolana  9  Fahasalamana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11