Teny iditra fitsaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] toerana fitodiana na fitana [Rakotosaona 1972]
 toerana fiampitana rano [SLP 1986]
Famaritana frantsay gué [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fitsahana

2009/09/09