Teny iditra | fitsaha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Toerana fitodiana na fitana [1.78] | |
Toerana fiampitana rano [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Gué [1.13] | |
Tovy hevitra | fitsahana | |
Fivaditsoratra | fahitsa, fitsaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |