|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsaika
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly
Azo tsaikaina, azo fantenana
Fototeny  4  tsaika

Teny iditra (2/2)5  fitsaika
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita
Fototeny  8  tsaika

Fivaditsoratra  9  afitsaky, afitsika, faitsika, fitsaika, fitsiaka, tsaikafi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21