Teny iditra (1/2) | 1 fitsaika |
Fototeny | 2 tsaika |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly Azo tsaikaina, azo fantenana |
Teny iditra (2/2) | 5 fitsaika |
Fototeny | 6 tsaika |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita |
Fivaditsoratra | 9 afitsaky, afitsika, faitsika, fitsaika, fitsiaka, tsaikafi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |