Teny iditra fitsaikonana (tsaikona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana [Rajemisa 1985]

2014/07/09