|
|
|
|

Teny iditra1  fitsaingohana
Fototeny  2  tsaingoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitombohana amin' ny vava; fifaohana amin-kakingàna, fandrapahana
Tovy hevitra  5  fanaingohana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11